|
|
|
|

Entry (1/2)1  mpitsara
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mpiasam-panjakana manam-pahaizana manokana momba ny lalàna atao mpandinika sy mpilaza izay manana ny rariny sy meloka amin' ny olona roa mifampitory, na amin' ny ady isan-karazany (ady madio, ady heloka)
Explanations in English  4  [1.7] a judge
Explanations in French  5  [1.8] juge
Examples  6  [2.324#] Velona eritreritra fatratra ny RĂ©sident, ka nampiantso ny mpitsara mpanampy azy hidinihany izay hatao.
7  [1.123#] dia manam-pahefana ny mpitsara haniraka olona ho any aminy haka izay teniny hamalian' ilay mpiady aminy.
Root  8  tsara
Compound words 
Article  11  Randzavola: mpitsara ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)12  Mpitsara
Part of speech  13  name (biblical book)
Explanations in English  14  [2.996] Judges: one of the books of the Bible
Explanations in French  15  [2.996] Juges: un des livres de la Bible
Vocabulary  16  Holy Scriptures
Article  17  Randzavola: Bokin' ny Mpitsara ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/07