Entry | 1 filankevitra ambonin' ny mpitsara |
Elementary words | 2 filankevitra, ambony, mpitsara |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 voalaza ao anatin' ny Lalampanorenana natao hiaro ny fahaleovantenan' ny mpitsara, ka ny filohan' io Filankevitra io dia ny Filoham-pirenena; manao tolo-kevitra amin' ny fanendrena an' ireo mpitsara sady misahana ny asan' ny filankevitry ny fampanaraham-pitsika ho an' ny mpitsara [1.62#404] |
Vocabulary |
5 Law |
Updated on 2023/07/29 |