Entry | Melaky | |
Part of speech | name (toponym) | |
Explanations in Malagasy | Faritra anatin' ny faritanin' i Mahajanga [3.1] | |
Examples | Na eo aza izany, ny volana mey 2008, ny Ministeran’ny Angovo sy ny Harena an-kibon’ny tany tamin’ny alalan’ny Birao miandraikitra ny Sora-pananan-tany misy harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara (BCMM) dia nandefa tolo-bidy nasionaly sy iraisam-pirenena ho an’ny fitrandrahana ny fihondronam-by an-kibon’ny tany ao amin’ny manodidina an’i Soalala, Faritra Boeny sy Melaky.
[4.27] | |
Vocabulary | Politique | |
Tables and plates | The twenty-two regions | |
Illustrations | ||
Anagrams | kalemy, Melaky |
Updated on 2020/07/31 |