Entry (1/2) | 1 atsimo atsinanana |
Elementary words | 2 atsimo, atsinanana |
Part of speech | 3 locution |
Examples |
4 Tsy vitan' izay ny amin' ny Arabo fa tonga taty atsimo atsinanana koa izy [2.366#9] 5 Foko avy tany atsimo atsinanan' i Madagasikara no niavian' ny Bara sy ny Filoha nitarika azy [2.508#274] |
Vocabulary |
6 Space |
Entry (2/2) | 7 Atsimo Atsinanana |
Elementary words | 8 atsimo, atsinanana |
Part of speech | 9 name (toponym) |
Explanations in Malagasy |
10 faritra anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa [3.1] |
Vocabulary |
11 Politique |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Tables and plates |
19 Full list 20 The twenty-two regions |
Illustrations |
|
Anagrams | 22 Atsimo Atsinanana, atsimo atsinanana, Atsimo Atsinanana, atsimo atsinanana |
Updated on 2024/10/30 |