Entry (1/2) | 1 manery |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mamotsitra, manapotsitra: Manery voaloboka Mangeja, mangehy: Manery ahy itý kiraro ity izany Mamoritra: Manery ny fahavalo; manery ny tsy fahampiana Mamozona, manao an-terisetra, an-terivozona: Tsy nisy nanery anareo hivady akory fa sitraponareo ihany ny hivady |
Explanations in English |
4 [1.7] to press, to compell |
Explanations in French |
5 [1.8] presser; forcer |
Examples |
6 [2.472] manery anefa ny fahoriana, ka nandeha ihany izy teto na tsy narisika aza. |
Root | 7 tery |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 Manery |
Part of speech | 13 name (toponym) [Full list] |
Explanations in French |
14 [1.11] tout petit fleuve du canton de Mantalaky (Fort-Dauphin) |
Vocabulary |
15 Geography: rivers, lakes |
Anagrams | 16 arenim, manery, Manery, mareñy, marine, menari, Merina, mirena, namery, neraim, nieram |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |