Entry | manere | |
Part of speech | active verb | |
Explanations in Malagasy | [Betsileo] Mitery omby na biby hafa: Tsamba adidin'ny mpanere ko tsa mba tsikalam- boatavo fa ivory ro tsa misy ronono (Tsy mba tsinin'ny mpitery ary tsy mba kileman'ny voatavo fa ikalabory no tsy misy ronono) [1.78] | |
Entry | manere (tery) | |
Part of speech | imperative of active verb manery | |
Explanations in Malagasy | [1.1] | |
Anagrams | manere, mareñe |
Updated on 2020/07/31 |