Entry (1/4) | 1 mamo |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Nihinana na nisotro zavatra be loatra ka nanjary tsy tia intsony; lao: Mamom-paraky ny anao lahy Very saina noho ny herin' ny zavapisotro mahery nosotroina: Mamo maty izy ka noraofina tany an-tatatra |
Explanations in English |
4 [1.7] drunk; disgusted; tired out |
Explanations in French |
5 [1.8] ivre; dégoûté; épuisé |
Root | 6 hamo |
Derivatives |
|
Analogs | 12 mienjika, varivariny, jaonjaona, tafiditra, didy, mitadidy, mivembena, doroka, mandraingiraingy, jobo, birika, leon-toaka, trabo, mena maso, mandrefy lalana, manao tari-damba, mirediredy, very saina, mamo maty, mamo be ohatra ny omby |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word mamo |
Entry (2/4) | 23 mamo |
Part of speech | 24 adjective |
Explanations in Malagasy |
25 [1.78] [Taisaka]
sorena |
Entry (3/4) | 26 mamo |
Part of speech | 27 noun |
Explanations in Malagasy |
28 [1.78] [Taisaka]
moka |
Vocabulary |
29 Zoology: invertebrates |
Entry (4/4) | 30 Mamo |
Part of speech | 31 name (ethnonym) |
Vocabulary |
32 History: clans, tribes |
Compound words |
|
Anagrams | 34 mamo, Mamo |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |