Entry | 1 tafiditra |
Root | 2 iditra |
Part of speech | 3 participle |
Explanations in Malagasy |
4 Mamo: Tafiditra Rangahy iny izany ka mivembena izaitsizy [1.1] |
Explanations in English |
5 entered, gone in. [1.2] |
Explanations in French |
6 engagé; inclus [1.13] |
Examples |
7 moa tafiditrao ny entana rehetra ? (avez-vous rentrés tous les paquets ?) [1.107] 8 Bina no tafiditra mialoha tao an-trano. [2.499] |
Derivatives |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word tafiditra |
Updated on 2023/01/20 |