Entry (1/3) | 1 maloka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Misy aloka, tsy azon' ny hainandro: Eto mipetraka fa eto no maloka Manjombona, be rahona: Maloka ny andro |
Explanations in English |
4 [1.2] cloudy, dark, overshadowed, lowering. 5 [1.7] cloudy, somber |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8] nuageux, sombre 7 [1.3] ombragé |
Examples |
8 [2.499] maloka ny avaratra atsinanana. 9 [2.472] maloka tampoka i Donga nandre ny vaovao. |
Root | 10 aloka |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 14 maloka |
Part of speech | 15 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Sihanaka]
mbola, aloha |
Entry (3/3) | 17 Maloka |
Part of speech | 18 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
19 [2.996] Malluch |
Explanations in French |
20 [2.996] Malluk |
Vocabulary |
21 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 22 Chapters and verses mentioning Maloka |
Anagrams | 23 akalom, alamok, kalamo, lakamo, lamako, lamòka, lamoka, malako, maloka |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |