Entry 1/3 |
ava
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
Tsy misy manakantsakana ny maso ka hita avokoa Tany voafira ny hazo ka azo ambolena [1.78]
|
| [Tanala]
[1.78]
|
| Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin' ny voly [1.1]
|
Explanations in English | Weeding [1.7]
|
Explanations in French | Sarclage [1.8]
|
Derivatives |
|
|
Entry 2/3 |
ava
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ambany; toerana idinan'ny rano
mikoriana avy any ambony na "erà" [1.1]
|
Examples | fa raha avy erỳ an' ava kosa no mipoitra ny ra, dia sariho, fa matiko ny mamba.
[1.406]
|
Derivatives |
Antonyms |
Compound words |
|
|
Entry 3/3 |
Avà
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Ivah [2.996]
|
Explanations in French | Ivva [2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
|