|
|
|
|

Entry (1/2)1  avana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Meteorology
Explanations in Malagasy  4  antsibenandriamanitra [Betsimisaraka] [1.78]5  Zava-miseho indraindray eny amin' ny habakabaka, rehefa misy orana, izay miendrika andohalambo makadiry mipaka amin' ny lanin' ny vodilanitra roa, ary misy loko fito fototry ny loko rehetra: mena, volondaoranjy, vony, maitso, manga, angana ary volomparasy; rehefa misy avana miseho dia fambara fa efa hitsahatra ny orana [1.1]
Explanations in English  6  the rainbow [1.7]
Explanations in French  7  arc-en-ciel [1.3#67, 1.8]8  nimbe, lumière, éclat, splendeur [1.3#67]
Examples  9  jereo ange iry avana! [2.324]
10  Rehefa vita ny famonoana dia latsaka ny erika, ary nisy avana [2.649]
11  manana ny lokon'ny avana, na antsibenandriamanitra, tsara tarehy aoka izany. [2.314]
Derivatives 
12  Adjectives :
Synonyms  13  antsibenandriamanitra
Compound words 
Titles 
Article  16  Randzavola: avana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)17  avana (ava)
Part of speech  18  passive verb
Explanations in Malagasy  19  Enti-milaza ny voly izay karakaraina ka ongotana ny ahidratsy maniry eo aminy: Efa tokony havana ity tanimbary itỳ fa be loatra ireo ahidratsy [1.1]
Explanations in English  20  to be weeded [1.7]
Explanations in French  21  qu'on sarcle [1.3#66, 1.8]
Morphology 
22  Present :
23  Past :
24  Future :
25  Imperative :
Proverbs  26  Proverbs containing the word avana

Anagrams  27  anava, avana

Updated on 2023/10/23