Entry |
asa
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Tsy fantatro, tsy mahalala aho [1.78]
|
| Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana:
Rahoviana ianareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay. / Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko. [1.1]
|
Explanations in English | Don't know [1.2]
|
| I don't know [1.7]
|
Explanations in French | Je n'en sais rien [1.8]
|
Examples |
1 | "Asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany."
[2.293]
|
2 | Asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany.
[2.470]
|
|
Synonyms | ~ |
Compound words |
|
|
Entry |
asa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ? Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena:
Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao Fampiasana: Asa saina [1.1]
|
Explanations in English | Tillage, labour, work [1.2]
|
| Working the soil; work in general [1.7]
|
Explanations in French | Travail [1.8, 1.13]
|
| Culture du sol [1.8]
|
| Emploi, fonction, opération, ouvrage [1.13]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Article |
|
Entry |
asa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra. [1.1]
|
Explanations in English | [1.2]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
asa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fandranitana zava-maranitra. [1.1]
|
Explanations in English | Sharpening [1.7]
|
Explanations in French | Affûtage [1.8]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
asa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
lalàna
[1.78]
|
|
Entry |
asa
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Taimoro]
folo
[1.78]
|
Vocabulary |
|
Entry |
Asa
|
Part of speech | name (biblical book)
|
Explanations in English | Asa: boky iray ao amin' ny Baiboly
[2.996]
|
| Acts: one of the books of the Bible
[2.996]
|
Explanations in French | Actes: un des livres de la Bible
[2.996]
|
Vocabulary |
|
Entry |
ASA
|
Part of speech | noun (acronym)
|
Explanations in Malagasy | Jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina
[3.1]
|
Vocabulary |
Analogs |
Acronyms
|
|
Entry |
ASA
|
Part of speech | noun (acronym)
|
Explanations in English | See American School of Antananarivo
[3.1]
|
/m:web>
Vocabulary |
Analogs |
Acronyms
|
Web | http://www.asamadagascar.org
|
|
Entry |
ASA
|
Part of speech | noun (acronym)
|
Explanations in French | Voir Accueil des Sans-Abri
[3.1]
|
Vocabulary |
Analogs |
Acronyms
|
|
Entry |
ASA
|
Part of speech | noun (acronym)
|
Explanations in French | Voir Agro-Sylviculture autour d' Antananarivo
[3.1]
|
/m:web>
Vocabulary |
Analogs |
Acronyms
|
Web | http://www.asamada.eu
|
|