Entry | mpiasa (asa) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Olona mikarama manao raharaha manokana: Mpiasan'ny ozinina. -- Misy karazany maro ny mpiasa; ireto avy ny lehibebe maro mpiteny: mpiasa tany, mpiasa an-trano, mpiasam-panjakana. [1.1] | ||
Explanations in English | A worker, an employee [1.7] | ||
Explanations in French | Travailleur, employé [1.8] | ||
Compound words |
| ||
Other spellings | mpiasa an-trano ~ mpiasa tany ~ mpiasam-panjakana | ||
Proverbs | Proverbs containing the word mpiasa | ||
Anagrams | ampasy, ampisa, asampy, mpiasa, sampay |
Updated on 2023/01/20 |