|
|
|
|

Entry1  orinasa
Elementary words  2  orina, asa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  fanjarian'asa [1.13]
Explanations in French  5  usine, entreprise [1.13]
Examples  6  Ireo entana vitan'ny orinasa eto an-toerana no naseho tao. [2.442#]
7  Raha vao mihoatra ny olan' ny orinasa izy dia tondroina ho manao politika. [1.369#]
8  Orinasa lehibe iray vao niforona no nandray azy, tantsora-tale no toerany tao. [2.4#]
9  Misy takalony hatrany ny fanampiam-bola tsy toko tsy forohana omen' ny orinasa; [4.27#]
Vocabulary  10  Economy: (in general)
Compound words 

Anagrams  12  anisaro, orinasa, rosiana

Updated on 2023/11/28