|
|
|
|

Entry1  anaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zanaka [1.78]
4  Teny mitovy tsy misy hafa amin' ny hoe zanaka, saingy tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto fombam-pehezanteny manaraka ireto: a) raha misy mpamaritra anarana eo alohany: Efa lehibe anaka Razay ~ Maro anaka izy ~ Vao maty anaka Rabe. b) raha atao teny enti-miantso: Hendre tsara, anaka [1.1]
Explanations in English  5  A child, the young of anything; any one treated with affection; an affectionate and respectful mode of address. Avia, anaka, Come, child. This word anaka is also always used in the provinces where zanaka would be used in Imerina. [Mal. anak.] [1.2]
6  A child [1.7]
Explanations in French  7  Enfant, mon cher enfant: [1.8]
Examples  8  " "Eny, anaka," hoy Rafotsibe, "fa misaotra anareo aho. [2.293]
9  Izao no teniko aminao anaka: [2.324]
10  Efa lehibe anaka izy Ravokatra: [2.470]
11  Nanana anaka i Neny tamin' iny taona nahafahako fanadinana iny. [2.472]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Nouns :
14  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word anaka
Article  19  Randzavola: anaka ao amin' ny Baiboly

Anagrams  20  akana, anaka

Updated on 2023/08/11