|
|
|
|

Entry1  fianahana
Root  2  anaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fifankahazoan' ny ray aman-dreny sy ny zanaka: Toa ratsy indray, hono, ny fianahon-dry Rakoto sy ny zanany [1.1]
Explanations in English  5  parent(s) with child(ren); [1.7]
Explanations in French  6  parents avec son (leurs) enfant(s); [1.8]
Vocabulary  7  Relationships: family
Compound words 

Anagrams  9  anafihana, fanahiana, fanaihana, fañiahana, fañiahaña, fiahanana, fianahana, hafanaina, ifahanana

Updated on 2023/10/29