|
|
|
|

Entry1  anakova
Elementary words  2  anaka, hova
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  [1.2] [Provincial] Petty princes
Examples  5  [2.508#] Tamin' ny nahafatesan' Andriambelonandro dia mbola kely izy, ka Razafisoazaka, Mpitaiza anakova (Zanakandriana) sy Rasifahita, filohan'ny foko Otaray no nitondra vonjimaika.
6  [1.353#] Toy izao ny filaharan' izany : Roa mifanandrify eo anolohany indrindra dia ataony hoe tandrony, famantarana ny zanak' andriana tsy manana fanjakana io ka omeny anarana hoe : anakova tsy manjaka.
Compound words 

Anagrams  8  anakova, avanako, avoakan, kavanao, naovaka, navoaka, vakoana, voanaka

Updated on 2025/01/21