|
|
|
|

Entry (1/3)1  amana
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny mpampitohy enti-mampitohy anarana na mpamaritra anarana roa, izay efa mahazatra ny olona ny mampiaraka azy: Vady aman-janaka ~ Na dia kely amana bitika aza izahay dia manana ny maha-izahay anay
Explanations in English  4  [1.2] with, together with, and. It is used between nouns or verbs, as: ray aman-dreny; mihira amana mandihy. It is also used for amy, as aman-kenatra, with shame.
5  [1.7] used with closely related things, as: ray aman-dreny (reny) : father and mother
Explanations in French  6  [1.3] avec, et, sur, contre
7  [1.8] qui sert à unir les mots apparentés; ex. : ray aman-dreny (reny) : père et mère
Morphology 
8  Simple :
Compound words 
Titles  75  Angano aman-tantara : famakian-teny (Rabenandrasana Lalao François)
76  Didy aman-dalana manan-kery ampiharina amin'ny Fifidianana : Recueil officiel des lois et règlements généraux applicables en matière d'élections (Fanjakana Malagasy)
77  Fomba amam-panao malagasy : 1887-1962 (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
78  Fomba aman-pahendrena malagasy : Kilasy faha-4 sy faha-3 (Rajemisa-Raolison Régis)

Entry (2/3)79  amaña
Part of speech  80  noun
Explanations in Malagasy  81  [1.78] [Betsileo] ambana, fandrahonana

Entry (3/3)82  Amanà
Part of speech  83  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  84  [2.996] Haman
Explanations in French  85  [2.996] Aman
Vocabulary  86  Holy Scriptures
Synonyms  87  hamana, hamana, hamana
Biblical quotes  88  Chapters and verses mentioning Amanà
Article  89  Randzavola: Amanà ao amin' ny Baiboly

Anagrams  90  amana, amaña

Updated on 2025/04/19