|
|
|
|

Index

Proverbs : tobaina

Proverb 1Tsitsina tsy ho an' iza, fa ho an' ny tena ; tobaina tsy ho an' iza, fa ho an' ny tena. [2.415 #5413]
Vary zato andrefan-trano : na tsitsina na tobaina, tsy an' iza fa anao ihany. [2.558 #4882]
Vary zato andrefan-trano: tsitsina, tsy ho an’ iza, fa ho any ny tena ihany; tobaina, tsy ho an’ iza, fa ho any ny tena ihany. [2.653]
Vary zato andrefan-trano : tsitsina, tsy ho an' iza, fa ho an' ny tena ihany ; tobaina, tsy ho an' iza, fa ho an' ny tena ihany. [2.165 #770, 2.415 #2259]
French translationCent (grandes) mesures de riz à l' ouest' de la maison; si vous les économisez, ce ne sera que pour vous; si vous les gaspillez, ce ne sera que pour vous. [2.165]
Cent mesures de riz à l' ouest de la maison : si on les épargne, ce n' est pas pour un autre que pour soi ; et si on les gaspille, ce n' est pas pour un autre que pour soi. [2.415 #2259]
Si on épargne, ce n' est pas pour les autres, mais pour soi ; si on dépense, ce n' est pas pour les autres, mais pour soi. [2.415 #5413]
French interpretationOn en est le maître et on peut en disposer comme l' on veut. [2.415 #2259]

Index