|
|
|
|

Index

Proverbs : tendany

Proverb 1Ny vao mihalohalo ao an-tendany aza fantatra, ka indrindra fa ny tenenin' ny vavany. [2.558 #3356]
Ny vao mihalohalo ao an-tratrany aza fantatra, ka indrindra fa ny efa aloaky ny vavany. [2.653 #2467]

Index