|
|
|
|

Entry1  mihalohalo (halohalo)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mihantona, mihebibehy eo ambony loha: Toa mahita zavatra mihalohalo eo ambony lohany foana, hono, izy [1.1]
4  Miahanahana, tsy mandroso tsy mihemotra: Aza mihalohalo eo an-tokonana eo ianao fa midira raha hiditra [1.1]
5  Misalasala: Mbola mihalohalo ihany ve ianao na hiara-kitsangantsangana aminay na hiarakandihy amin-dry Sahondra [1.1]
6  Mijanona anelanelany, tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa: Nihalohalo tamin' ny adin' ny Frantsay sy ny Alemanina i Soisa [1.1]
Explanations in English  7  to move, to be suspended, to look at from a distance, to be insufficient to fill a space; to be at liberty, to go about here and there. [1.2]
Examples  8  Teo amin' ny fangirifiriako tamin' ny namoizana an' i Dada malala no nihalohalo an' ny tandindony tao amin' ny lalako. [2.471]
9  Mbola tsy maty akory ny masoandro sy asabotsy hariva, dia efa nisy olona nisodisody sy nihalohalo teny akaikikaikin' ny tranony teny. [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  Miahanahana, miroahana, miherohero
Proverbs  15  Proverbs containing the word mihalohalo

Anagrams  16  mihalohalo, milohaloha, milohalohà

Updated on 2023/01/20