Index |
|
|
|
Proverbs : tana
|
|
|
Proverb 1 | Lava hadalana tahaka ny tana : kely midraiko ; lehibe midraiko. [2.558]
Toy ny tana : tanora midraiko, antitra midraiko. [2.558]
|
|
|
Proverb 2 | Tsy hita hatanorana ohatra ny tana : tanora midreho, antitra midreho. [2.558]
Tsy hita hatanorana, toy ny tana: antitra midreho, tanora midreho. [2.415 #1729, 2.653 #3349]
|
French translation | Chez qui on n' aperçoit pas la jeunesse comme chez les caméléons : vieux, ils se traînent ; jeunes, ils se traînent. [2.415 #1729]
|
French interpretation | Se disait des gens vieux avant l' âge. [2.415 #1729]
|
|
|
Index |
|
|