Entry | 1 tanora |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy be taona niainana, zatovo, herotrerony: Tanora kokoa ny rainao noho ny raiko ~ Maty tanora 4 (loko na volon-javatra) Matsora: Tiako ity lamba manga tanora ity [1.1] |
Explanations in English |
5 young, immature; light in color; young people [1.7] |
Explanations in French |
6 jeune; de couleur claire; jeune gens [1.8] |
Examples |
7 Zavatra mahatsiravina sy nanaitra ny sain'ireo zatovo roa lahy tanora fanahy ireo loatra izany fialan'aina hitany izany. [2.324] 8 Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao: [2.470] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word tanora |
Anagrams | 17 anotra, atrano, naotra, noatra, rotana, tanora, tarona, torana |
Updated on 2023/08/21 |