|
|
|
|

Entry1  hatanorana
Root  2  tanora
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Ny fizaran' ny fiainan' ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin' ny fotoana isandratany ary ivelaran' ny sainy sy ny toe-batany: Matanjaka sy mahery fony fahatanorana, saingy tsy ampy fandanjalanjana / Ny fahatanoran' ny andro, ny misandratra andro [1.1]
Explanations in English  5  youth; the days of youth [1.7]
Explanations in French  6  la jeunesse, le jeune âge [1.8]
Proverbs  7  Proverbs containing the word hatanorana

Anagrams  8  hatanorana, hatoranana

Updated on 2023/01/20