Index |
|
|
|
Proverbs : mpangalatra
|
|
|
Proverb 1 | Mpialin-drafia nahazo mpangalatra : vonona raha hamatorana. [1.147 #M141]
Mpialin-drafia nahazo mpangalatra: voñona hafatotra hamatorana. [2.165]
Mpivaro-drofia nahazo mpangalatra, ka vonona ny tady hamatorana. [2.558 #2637]
Mpivaro-drofia nahazo mpangalatra : vonona ny kofehy hamatorana. [2.415 #4307, 2.653 #1998]
|
Malagasy interpretation | Mpaka rofia nahazo mpangalatra: vonona ny kofehy hamatorana. [2.165]
|
French translation | Quand un marchand de raphia arrête un voleur, il a le lien tout prêt pour le garrotter. [2.415 #4307]
|
|
|
Proverb 2 | Olona iray no nangalatra akoho tao Alasora, ka ny terak' Alasora rehetra no natao hoe mpangalatra akoho. [1.11]
|
French translation | Un seul homme a volé un poulet à Alasora et tous les natifs d' Alasora furent qualifiés de voleurs de poulet. [1.11]
|
French interpretation | Ce proverbe vise ceux qui ont tendance à généraliser à partir d'un cas particulier. [1.11]
|
|
|
Proverb 3 | Tsy miantra ny mahantra, ohatra ny mpangalatra. [2.558]
Tsy miantra ny ory, ohatra ny mpangalatra. [2.653]
|
|
|
Index |
|
|