Entry | 1 vonona |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vita fiomanana hanao na hitsena zavatra izay mety ho tonga na ampoizina ho tonga: Vonon-kiady ny firenena Voaomana, vita, voamboatra: Efa vonona ny sakafo |
Explanations in English |
4 [1.7] ready; available, at hand |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] prêt 6 [1.3] préparé, complet, disposé 7 [1.8] disponible |
Examples |
8 [1.3] vonona ny zavatra rehetra (tout est préparé, prêt) 9 [1.3] vonon-kandeha rahampitso izy (il est prêt' à partir demain) 10 [1.3] vonon-ko tezitra izy (il est prêt à manifester sa colère) 11 [1.3] vonon-ko aty izy (il est prêt à mourir, il est bien disposé à la mort) |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word vonona |
Anagrams | 20 avonon, nanovo, navono, vañono, vonoan, vonona |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |