Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : kapaina | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Harahara an-tsefa-bato : ongotana, mafy, kapaina tsy azo; Harahara | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Monina amoron' ala ka mahita ny mahitsy hokapaina. [1.1]
Raha monina amoron' ala, mahita ny mahitsy hokapaina. [2.558 #3624] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza fa ny fisian' ny tena amin' ny toerana iray dia ahalalana miohatra an' iza na iza izay rehetra mikasika an' io, na koa: izay zatra mifampikasokasoka amin' olona na zavatra maro no mahalala izay tokony hatao. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Raha torahana ny kisoa, mahina ny lambo, raha kapaina ny vondrona mihetsika ny herana. [2.558 #3664]
Raha torahana ny kisoa, mahina ny lambo ; raha kapaina ny vondrona, mihetsiketsika ny herana. [2.653 #2718] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||