Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : hariharin-taolana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Toy ilay tongotr' ondry nahafahan-kodiny : ka sady kely no ankanifisana. [2.558 #4237]
Toy ny tongotr' omby ahafahan-kodiny, ka hariharin-taolana sisa. [2.165 #1476] Toy ny tongotr' ondry nahafahan-kodiny : ka sady kely no an-kanifisana. [2.558 #4331] Tongotr' ondry ahafahan-kodiny : hariharin-taolana no sisa. [2.558 #4196, 2.653 #3132] Tongotr' ondry ahafahan-kodiny, sady kely no an-kanifisana. [2.653 #3133] Tongotr' ondry ahafan-kodiny, hariharin-taolana no sisa. [2.165 #1335] | ||||||||||||||||||||
French translation | Des pieds de mouton sans la peau, il n' y reste que les os. [2.165]
Pareil au pied écorché d' un bœuf: il n' y reste plus que les os. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ce qui montre que le mouton n' est pas fameux à Madagascar. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||
![]() |