Index |
|
|
|
Proverbs : andrahoina
|
|
|
Proverb 1 | Nahoana no hena tsara no handrahoina ka kitay fakoina no zahana ? [2.558]
Nahoana no hena tsara no hohandroina, ka dia kitay fakoina no tadiavina ? [2.415 #4540, 2.653 #2043]
|
French translation | Pourquoi, lorsqu' on a une bonne viande à faire cuire, aller chercher des détritus ramassés partout, au lieu de paille à brûler ? [2.415 #4540]
|
French interpretation | Par paresse ou économie mal entendue, on risque d' avoir une viande mal cuite. [2.415 #4540]
|
|
|
Proverb 2 | Ny roatra fotsy ihany na mena aza ny vary nandrahoina. [2.558 #207]
|
|
|
Proverb 3 | Patsa no andrahoina, ka kitay aiditr' olon-droa no tadiavina. [2.558 #224]
|
|
|
Index |
|
|