|
|
|
|

Entry1  andrahoina (handro)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in French  3  qu'on fait cuire ou bouillir [1.3]
Examples  4  Da nampamono akoho, hono, Rafotsiarifanahy, ka nasainy nandrahoina, ka nony masaka, dia naniraka ankizivavy roa izy hanatitra azy. [2.293]
5  koa manendasa izay hendasinareo, ary mahandroa izay handrahoinareo, ary izay sisa rehetra dia avelao ho anareo, hotehirizina ho tra-maraina. [2.996]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Other spellings  10  ahandroina, handroina
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word andrahoina

Anagrams  13  ahandroina, Anahidrano, andrahoina, rahondiana

Updated on 2023/01/20