Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : ahiratra | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Mason-tsokina : izay any ny tena kely ahiratra. [2.653 #1652]
Mason-tsokina : izay an' ny tena kely ahiratra. [2.415 #2208] Mason-tsokina, ka izay an' ny tena kely ahiratra. [2.165 #1367] Mason-tsokina ka ny an' ny tena kely no ahiratra. [2.558 #2160] Mason-tsokina ka ny kely ananana no ahiratra. [1.1 #35] Mason-tsokina, masom-boalavo, izay kely ananana ahiratra. [2.415 #844] Mason-tsora, mason-tsokina : ny kely ananana ahiratra. [1.147 #M89] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Tsy misahirana mitady zavatra tsy takatra, fa ny kely ananana no ampiasaina. [1.1 #35] | ||||||||||||||||||||
French translation | Yeux de hérissons, yeux de rats, quoique petits on les fait voir. [2.415 #844]
Les yeux du hérisson: ce qu' il a à sa petite personne, il l' ouvre bien. [2.165] Oeil de hérisson : l' oeil qu' on a, si petit soit-il, on l' ouvre et on l' écarquille. [2.415] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Chacun jouit de son bien, si petit soit-il : l'oeil du hérisson est petit ; ce proverbe se disait aussi de la destinée : que chacun s'estime content de son sort. [2.415]
S' applique à celui qui sait bien se servir du peu qu' il possède. [2.165] Se contenter du peu qu' on a. [2.415 #844] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||