|
|
Judges |
Mpitsara |
Mpitsara |
Livre des Juges |
... | ... | ... | ... | ... |
Mts / Mpits 16.23 |
Then the lords of the Philistines> gathered them together for to offer a great sacrifice unto Dagon their god, and to rejoice: for they said, Our god hath delivered Samson> our enemy into our hand. |
Ary nivory ireo andrianan' ny Filistina hamono zavatra betsaka hatao fanatitra ho an' i Dagona andriamaniny sy hifaly; fa hoy izy: Efa natolotry ny andriamanitsika eto an-tanantsika Samsona fahavalontsika. |
Nivory ireo filohan' ny Filistina hanolotra sorona lehibe amin' ny Dagòna andriamaniny sy hirobiroby, fa hoy izy: Efa natolotry ny andriamanitsika eo an-tànantsika Samsona fahavalontsika. |
Les princes des Philistins> se réunirent pour offrir un grand sacrifice à Dagôn, leur dieu, et se livrer à des réjouissances. Ils disaient : " Notre dieu a livré entre nos mains Samson>, notre ennemi. " |
|
|
1st Samuel |
1 Samoela |
Samoela I |
1er Livre de Samuel |
... | ... | ... | ... | ... |
1Sm / 1Sam 5.2 |
When the Philistines> took the ark of God>, they brought it into the house of Dagon, and set it by Dagon. |
Ary nony efa azon' ny Filistina ny fiaran' Andriamanitra, dia nentiny tao an-tranon' i Dagona izy ka napetrany teo anilany. |
Nalain' ny Filistina ny fiaran' Andriamanitra ka nampidiriny tao an-tranon' i Dagona sy napetrany teo anilan' i Dagona. |
Les Philistins> prirent l' arche de Dieu>, l' introduisirent dans le temple de Dagôn et la déposèrent à côté de Dagôn. |
1Sm / 1Sam 5.3 |
And when they of Ashdod> arose early on the morrow, behold, Dagon was fallen upon his face to the earth before the ark of the Lord>. And they took Dagon, and set him in his place again. |
Ary nony ampitson' iny dia nifoha maraina koa ny Asdodita, ka indro Dagona potraka niankohoka tamin' ny tany teo anoloan' ny fiaran' i Jehovah; dia narenin' ny olona izy ka napetrany teo amin' ny fitoerany indray. |
Nony ampitso, nifoha maraina ny Azotiana, ka indro Dagona nitsingidina nihohoka tamin' ny tany, teo anoloan' ny fiaran' ny Tompo. Dia nalainy Dagona ka napetrany teo amin' ny fitoerany indray. |
Quand les Ashdodites> se levèrent le lendemain matin et vinrent au temple de Dagôn, voilà que Dagôn était tombé sur sa face, par terre, devant l' arche de Yahvé>. Ils relevèrent Dagôn et le remirent à sa place. |
1Sm / 1Sam 5.4 |
And when they arose early on the morrow morning, behold, Dagon was fallen upon his face to the ground before the ark of the Lord>; and the head of Dagon and both the palms of his hands were cut off upon the threshold; only the stump of Dagon was left to him. |
Ary nony ampitson' iny indray dia nifoha maraina koa ny olona, ka indro Dagona potraka niankohoka indray tamin' ny tany teo anoloan' ny fiaran' i Jehovah, ary tapaka teo amin' ny tokonam-baravarana ny lohan' i Dagona sy ny felatanany roa; fa ny tenabeny ihany no sisa |
Ny ampitson' izay dia nifoha maraina koa izy ireo, ka indro Dagona fa nitsingidina nihohoka tamin' ny tany, teo anoloan' ny fiaran' ny Tompo, ary ny lohan' i Dagona sy ny tànany roa tapaka, ka teo an-tokonam-baravarana, |
Mais, quand ils se levèrent le lendemain de bon matin, voilà que Dagôn était tombé sur sa face, par terre, devant l' arche de Yahvé>, et la tête de Dagôn et ses deux mains gisaient coupées sur le seuil : il ne restait à sa place que le tronc de Dagôn. |
1Sm / 1Sam 5.5 |
Therefore neither the priests of Dagon, nor any that come into Dagon' s house, tread on the threshold of Dagon in Ashdod> unto this day. |
izany no tsy anitsahan' ny mpisoron' i Dagona, na izay miditra ao an-tranony, ny tokonam-baravaran' i Dagona ao Asdoda mandraka androany). |
fa ny tenabeny miendri-kazandrano no sisa. Izany no tsy anitsahan' ny mpisoron' i Dagona mbamin' izay rehetra miditra ao an-tranon' i Dagona any Azota, ny tokonam-baravaran' i Dagona mandrak' androany. |
C' est pourquoi les prêtres de Dagôn et tous ceux qui entrent dans le temple de Dagôn ne foulent pas du pied le seuil de Dagôn à Ashdod>, encore aujourd' hui. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Sm / 1Sam 5.7 |
And when the men of Ashdod> saw that it was so, they said, The ark of the God> of Israel> shall not abide with us: for his hand is sore upon us, and upon Dagon our god. |
Ary rehefa hitan' ny mponina tao Asdoda fa nisy izany, dia hoy izy: Aza avela hitoetra eto amintsika ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely; fa mavesatra amintsika sy amin' i Dagona andriamanitsika ny tànany. |
Nony nahita ny nahazo azy ny Azotiana dia nanao hoe: Aoka tsy hijanona aty amintsika ny fiaran' ny Andriamanitr' Israely, fa manampatra ny tànany amintsika sy amin' i Dagona andriamanitsika izy. |
Quand les gens d' Ashdod> virent ce qui arrivait, ils dirent : " Que l' arche du Dieu> d' Israël> ne reste pas chez nous, car sa main s' est raidie contre nous et contre notre dieu Dagôn. " |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 10.10 |
And they put his armour in the house of their gods, and fastened his head in the temple of Dagon. |
Dia napetrany tao an-tranon' ny andriamaniny ny fiadian' i Saoly, ary nohomboany teo amin' ny tempolin' i Dagona ny lohany. |
Ny fiadian' i Saola, napetrany tao an-tranon' ny andrimaniny, ary ny karandohany nohomboany tao amin' ny tempolin' i Dagona. |
Ils déposèrent ses armes dans la maison de leur dieu; quant à son crâne, ils le clouèrent dans le temple de Dagôn. |
|
|
|
|
Makabeo I |
1er Livre des Maccabées |
... | ... | ... | ... | ... |
1M 10.84 |
|
|
Nodoran' i Jonatasa Azota mbamin' ireo tanàna manodidina azy, nony avy namaboany; nodorany koa ny tempolin' i Dagona mbamin' izay rehetra nialoka tao. |
Mais Jonathan> mit le feu à Azôtos> et aux villes des alentours, il prit leurs dépouilles et livra aux flammes le sanctuaire de Dagôn et ceux qui s' y étaient réfugiés. |
... | ... | ... | ... | ... |
1M 11.4 |
|
|
Nony mby teo akaikin' i Azota izy, nasehon' ny mponina azy ny tempolin' i Dagona may, ny tanàna mbamin' ny manodidina azy rava; ny faty maro nihahaka; ny sisan' ireo nodorana tamin' ny ady nangoniny hiavosa teny amin' ny làlana; |
Lorsqu' il approcha d' Azôtos>, on lui montra le sanctuaire de Dagôn incendié, Azôtos> et ses environs ravagés, les cadavres épars>, et les restes calcinés de ceux que Jonathan> avait brûlés dans la guerre, car ils en avaient fait des tas sur le parcours du roi. |