|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 12.4 |
And Ismaiah> the Gibeonite>, a mighty man among the thirty, and over the thirty; and Jeremiah>, and Jahaziel, and Johanan>, and Josabad> the Gederathite>, |
ary Jismaia Gibeonita, lehilahy mahery isan' ny telo-polo lahy sady mpifehy ny telo-polo lahy, ary Jeremia sy Jahaziela sy Johanana sy Jozababa Gaderatita |
Samaiasa avy any Gabaona, lehilahy mahery isan' ny telo-polo lahy sy lehiben' ny telopolo lahy; Jeremia; Jeheziela; Johanàna; Jezabada avy any Gederà; |
Yishmaya> de Gabaôn>, un preux parmi les Trente> et à la tête des Trente>; |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 16.6 |
Benaiah> also and Jahaziel the priests with trumpets continually before the ark of the covenant of God>. |
Benaia sy Jahaziela mpisorona kosa no mpitsoka ny trompetra mandrakariva eo anoloan' ny fiaran' ny faneken' Andriamanitra. |
Banaiasa sy Jaziela mpisorona nitsoka anjomara lalandava, teo anoloan' ny fiaran' ny faneken' Andriamanitra. |
Les prêtres Benayahu> et Yahaziel ne cessaient pas de jouer de la trompette devant l' arche de l' alliance de Dieu>. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 23.19 |
Of the sons of Hebron>; Jeriah> the first, Amariah> the second, Jahaziel the third, and Jekameam> the fourth. |
Ny zanakalahin' i Hebrona, dia Jeria no lahimatoa, Amaria no lahiaivo, Jahaziela no fahatelo, ary Jekameama no faralahy. |
Zanakalahin' i Hebrona: Jeriao filohany, Amariasa faharoa, Jahaziela fahatelo, ary Jekmaama fahefatra. |
Fils de Hébrôn> : Yeriyyahu> le premier, Amarya> le second, Yahaziel le troisième, Yeqaméam> le quatrième. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 24.23 |
And the sons of Hebron>; Jeriah> the first, Amariah> the second, Jahaziel the third, Jekameam> the fourth. |
Ary ny amin' ny taranak' i Sebrona dia Jeria no voalohany, Amaria no faharoa, Jahaziela no fahatelo, Jekameama no fahefatra. |
Zanakalahin' i Hebrona: Jeriao no voalohany, Amariasa faharoa, Jahaziela fahatelo, Jekmaàna fahefatra. |
Fils de Hébrôn> : Yeriyya> le premier, Amaryahu> le second, Yahaziel le troisième, Yeqaméam> le quatrième. |
|
|
2nd Book of Chronicles |
2 Tantara |
Tantara II |
2ème Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
2Tt / 2Tan 20.14 |
Then upon Jahaziel the son of Zechariah>, the son of Benaiah>, the son of Jeiel>, the son of Mattaniah>, a Levite> of the sons of Asaph>, came the Spirit of the Lord> in the midst of the congregation; |
Ary Jahaziela, zanak' i Zakaria, zanak' i Benaia, zanak' i Jeiela, zanak' i Matania, Levita amin' ny taranak' i Asafa, dia voatsindrin' ny Fanahin' i Jehovah teo amin' ny fiangonana |
Tamin' izay Jahaziela zanak' i Zakariasa, zanak' i Banaiasa, zanak' i Jehiela, zanak' i Mataniasa, Levita, amin' ny taranak' i Asafa dia voatsindrin' ny Fanahy avy amin' ny Tompo teo afovoan' ny fiangonana teo, |
Au milieu de l' Assemblée, l' Esprit de Yahvé> fut sur Yahaziel, fils de Zekaryahu>, fils de Benaya>, fils de Yeïel>, fils de Mattanya> le lévite, l' un des fils d' Asaph>. |
|
|
Book of Ezra |
Ezra |
Esdrasa |
Livre d'Esdras |
... | ... | ... | ... | ... |
Ezr / Esd 8.5 |
Of the sons of Shechaniah>; the son of Jahaziel, and with him three hundred males. |
ny zanak' i Jahaziela, avy tamin' ny taranak' i Sekania, mbamin' ny namany telon-jato lahy; |
tamin' ny taranak' i Sekeniasa, taranak' i Ezekiela, mbamin' ireo telon-jato lahy izay niaraka taminy; |
des fils de Zattu> : Shekanya>, fils de Yahaziel, et avec lui 300 mâles; |