Entry 1/2 zazavavindrano
Elementary words zazavavy ; rano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta [1.1]
Examples 
1Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova? [2.5]
2Zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety. [2.508]
Vocabulary 
Titles Zazavavindrano

Entry 2/2 Zazavavindrano
Elementary words zazavavindrano
Part of speech name (book title)
Explanations in French Roman en langue malgache publié en 1945 par Andriamalala Emilson Daniel [1.59]
Author Andriamalala Emilson Daniel
Publishings 1972. Librairie Mixte. Width: 12cm. Height: 17cm. Pages: 143.
Vocabulary 
Tables and plates All the titles
Illustrations 

Updated on 2023/10/21