Entry | zafin-dohalika | |
Elementary words | zafy ; lohalika | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Zanaky ny zafiafy, na taranaka fahefatra [1.1] | |
Explanations in French | La quatrième génération [1.3] | |
[ zafindohalika ] Quatrième génération [1.54] | ||
Examples | Tsy tokony hatao hahakivy anefa io toe-javatra farany io fa mainka koa aza isika tokony hanomboka tsy misy hataka andro ny raharaha rahatiana ny hioty ny « vokany » ny zafindohalika.
[4.27] | |
Vocabulary | Relationships: family | |
Updated on 2023/06/08 |