Entry | zafiafy | |
Elementary words | zafy ; afy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Zanaky ny zafy [1.78] | |
Zanaky ny zafy, zana-jafy, na taranaka fahatelo [1.1] | ||
Explanations in English | A great-grandchild [1.7] | |
Explanations in French | Fils de petits-fils ou troisième géné [...] [full text in 1.3, 1.54] | |
Arrière petit-enfant [1.8] | ||
Examples | Niterahana ny zanaka sy zafy sy zafiafy.
[2.59] | |
Vocabulary | Relationships: family | |
Updated on 2023/06/08 |