Entry 1/2 |
vitsika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Bibikely bitika dia bitika, lavalava vatana, mivelona miara-mitoetra ao anaty lavaka izay atao indrindra hoe lava-bitsika, na votry [1.1]
|
Explanations in English | Ants [1.7]
|
Explanations in French | Fourmi [1.3, 1.8]
|
/m:web>
Examples |
1 | Ny fihavanana toa ny voara, nony verahina misy vitsika.
[2.296]
|
2 | Dia nofoserin' ny vitsika ilay hazo ka tapaka vetivety foana.
[2.445]
|
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
Article |
Web | Ants of Madagascar (California Academy of Sciences)
|
|
Entry 2/2 |
vitsika
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in French | Se disait dans le sens de nombreux [2.415]
|
| Nombreux, innombrable [1.3]
|
|