|
|
|
|

Entry1  vilia
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: household items
Explanations in Malagasy  4  Fivadihan' ny vaninteny ao amin' ny hoe "Lovia" izay tena teny voalohany; zavatra fasiana ny sakafo aroso hohanina: Ny vilia dia mety ho vy na bakoly na tanimanga na hazo [1.1]
Explanations in English  5  a plate, a dish; cf. lovia [1.7]
Explanations in French  6  plat, assiette [1.8]
Examples  7  Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany. [2.470]
Other spellings  8  lovia
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  11  Proverbs containing the word vilia

Updated on 2020/07/31