|
|
|
|

Entry1  lovia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tanty vy na porisilaina talesaka atao fasiana ny sakafo loarana, vilia: Vary iray lovia [1.1]
Explanations in English  4  a dish [1.7]
Explanations in French  5  assiette, plat [1.8]
Examples  6  Dia nitosaka ny hena kisoa sy ny vary, feno ilay lovia be iny. [2.606#]
7  Mety ho vahoaka mpandevina koa no ho tonga fa tsy mpaka lovia. [2.643#]
Other spellings  8  vilia
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  11  Proverbs containing the word lovia
Article  12  Randzavola: lovia ao amin' ny Baiboly

Anagrams  13  I Vola, Ivola, lovia, valio

Updated on 2022/07/30