Entry | 1 vatofantsika |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Navigation |
Explanations in Malagasy |
4 Fonjam-by alentika any anaty ranomasina mba hitana ny sambo tsy handeha [1.1] |
Explanations in English |
5 (vato fantsika) an anchor, lit. a fixing stone, probably so called because a stone was the primitive form of anchor [1.2] 6 Also one who cannot leave his position or business. [1.2] 7 An anchor [1.7] |
Explanations in French |
8 Ancre [1.8] |
Examples |
9 Voankazo tsy fahita io ka samy faly erý ny mpandeha nihinana azy raha vantany vao tafakatra ny vatofantsika. [2.356#] |
Synonyms | 10 andrisa |
Other spellings | 11 vato |
Elementary words | 12 vato, fantsika |
Article |
13 Randzavola: vatofantsika ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/06/04 |