|
|
|
|

Entry (1/2)1  fantsika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Vy lavalava kely marani-doha hanakambanana ny hazo roa na maria [1.1]
Explanations in English  4  a nail, a spike. See fantoka, homba [1.2]
5  a nail [1.7]
Explanations in French  6  clou [1.3, 1.8]
7  état de ce qui est cloué [1.3]
8  pointe [1.8]
Examples  9  Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [2.442#]
10  Notapatapahina ireo fantsika, dia nojereny avy eo ka. [2.606#]
11  Io dia saron-daba vifotsy nendahina ary nolavadavahana tamin' ny fantsika ka manjary marokoroko ny lafiny iray. [2.472#]
Derivatives 
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 

Entry (2/2)20  fantsika
Part of speech  21  noun or adjective
Explanations in English  22  having a fixed employment; assigned to a certain work; engaged, wholly fixed, stationed. [1.2]
Explanations in French  23  état de celui qui est fixé à un emploi, à une affaire [1.3]

Updated on 2023/06/05