Entry (1/2) | 1 vankona |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Tools |
Explanations in Malagasy |
4 Fiasan' ny mpandrafitra hanadiovany ny hazo ho tonga malamalama tsara: Ny vankona dia lehibe noho ny rabao [1.1] |
Explanations in English |
5 A carpenter's plane; cf. rabao [1.7] |
Explanations in French |
6 Rabot; cf. rabao [1.8] |
Examples |
7 Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo. [2.366] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 15 rabao |
Compound words |
|
Titles |
|
Entry (2/2) | 20 Vankona |
Subtitle | 21 Ny rafitry ny teny |
Part of speech | 22 name (book title) |
Elementary words | 23 vankona |
Author |
24 DGSA: Direction Générale des Services Académiques -- Direction de l'Enseignement Primaire |
Publishings |
25 , 1971. . Height: 22cm. Width: 14cm. Pages: 63 |
Updated on 2023/08/03 |