Entry | 1 famankonana |
Root | 2 vankona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanadiovana (ny hazo) ho tonga malamalama tsara amin' ny alalan' ny vankona [1.1] |
Explanations in French |
5 corroyage [1.13] |
Examples |
6 Ary dia nizaha ny fandrafetana, dia ny famankonana ny hazo. [2.366#185] 7 Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana. [2.356#123] |
Vocabulary |
8 Technology |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/11 |