|
|
|
|

Entry1  tsimbotry
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  4  Anarana omena ny valala adrisa mbola kely ka tsy tonga elatra fa mandady sy mitsipitsipika fotsiny amin' ny tany [1.1]
Explanations in English  5  the adrisa grasshopper before it has its wings [3.1]
Explanations in French  6  la sauterelle adrisa quand elle n'a pas encore ses ailes [3.1]
Examples  7  Tsy tsimbotry aman'adrisa
ka ho samborin'izay manan-tanana rehetra
fa valala avy lavitra ny havanao
ka mifidy taon-kihaviana
[2.131]
Hyperonym 
Proverbs  8  Proverbs containing the word tsimbotry

Updated on 2023/04/26