|
|
|
|

Entry1  adrisa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Anarana ilazana ny vavy amin' ny karazam-balala iray, izay atao hoe aketa ny lahy; ny adrisa dia vaventiventy mahafinaritra ary misoratra vony sy mainty ny tenany [1.1]
Explanations in English  4  a species of locust, the female of the aketa. [1.2]
Explanations in French  5  Sauterelle, la femelle de l'Aketa [1.3]
6  espèce de sauterelle femelle, dont le mâle est l'aketa [3.1]
Examples  7  ataonao ho adrisa saraky ny namany [2.131]
8  Ho azony tokoa mantsy ilay akanjo tsara soratra nifantohan' ny fitiavany, sy ilay elo mangiran-taho novelariny, moa va tsy elatr' adrisa, - sy ilay habatanana maorimaorina antonina tsara ny sandriny. [2.470]
Vocabulary  9  Zoology: invertebrates
Compound words 
Zoonyms 
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word adrisa

Anagrams  20  adrisa, asidra, radisa

Updated on 2024/10/30