Entry | 1 tonon-taona |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Geography: (in general) |
Explanations in Malagasy | 4 fitsingerenan' ny taona amin' ny fandroana tamin' ny andro taloha; taty aoriana, nentina nilaza ny vanin' andro lehibe amin' ny taona, toy ny taom-baovao, ny fetim-pirenena [1.1]5 vanin-taona manana ny toetrandro mampiavaka azy amin'ny hafa [1.13] |
Explanations in French | 6 saison [1.5]7 saison [1.13] |
Synonyms | 8 vanin-taona |
Elementary words | 9 tonona, taona |
Updated on 2023/06/18 |