|
|
|
|

Entry1  tolo-kevitra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Philosophy
Explanations in Malagasy  4  Teny omena hosainina eo amin' izay atao na heverina [1.1]
5  Fehezanteny azo lazaina avy hatrany na marina na diso [1.13]
Explanations in French  6  Proposition mathématique, suggestion [1.13]
7  Proposition [1.5#143]
Examples  8  Misy tolo-kevitra tsy miova mihitsy fa na ekenao na lavinao [1.369]
9  Dia tsy maintsy ampifanarahana amin' izany tolokevitra izany ny fitambaran' ny fehezan-dalàna [4.27#]
10  Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona. [1.320#]
Elementary words  11  tolotra, hevitra

Updated on 2023/03/09