|
|
|
|

Entry1  toe-tsaina
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Psychology
Explanations in Malagasy  4  Toetra ananan'ny saina miandritra ny fotoana fohy na maharitra [1.13]
Explanations in French  5  Faculté d'esprit, psychologie [1.13]
Examples  6  Tokony hanondrotra hatrany ny toetsaina, ny toepanahy, ny fomba fiainana. [2.332#]
7  Tsy fantatro raha nanavao ny Fiangonana teo amin' ny sehatry ny fanabeazana, fa hajaiko ny toetsaina nentiny nampianatra ny mahantra, miaiky aho fa novidiany lafo izany ary mbola vidiany lafo foana. [1.369#]
Elementary words  8  toetra, saina
Compound words 

Updated on 2024/08/14