|
|
|
|

Entry1  tendrombohitra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  havoana lehibe hita mandondona avo sady sarotra anihina [1.1]
Explanations in English  5  a mountain; the summit [1.7]
Explanations in French  6  montagne [1.8, 1.13]7  colline; sommet de montagne [1.8]
Examples  8  Ao amin' ny tendrombohitra tsy afak' olonarivo, hoy ity iraka. [2.895#]
9  Nanondro tendrombohitra roa ambinifolo tany Imamo Andriambahoaka I. [2.508#]
Elementary words  10  tendro, vohitra
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word tendrombohitra
Article  15  Randzavola: tendrombohitra ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
16 
17 

Updated on 2023/08/16