Entry | 1 manendrom-bohitra |
Elementary words | 2 manendro, tendrombohitra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 mitsangantsangana eny an-tendrombohitra mba hanao firavoravoana, fa indrindra mba hanao fitondran-tena ratsy (voararan' ny lalàna mafy fahizay ny manendrombohitra nandritra ny fisaonana ny mpanjaka raha nisy mpanjaka niamboho) [1.1] |
Proverbs | 5 Proverbs containing the word manendrom-bohitra |
Updated on 2023/10/20 |